Atomboko @ zavatra tsy d tiako loatra :
Vita Gasy : ny asa-tanana Malagasy , tsara dia tsara fa saingy matetika izy ireny tsy voakaly , tsy mateza , maika ny hahavita fotsiny nefa anie dia manan-talenta isika Malagasy e, mila hitovy @ oe vita sinoa :p.(Misy ihany koa anefa ny tena mampirehareha oe zany ka asa-tanana Malagasy an
Ny fotoan-gasy hahaha : raha @ 2 ny fotoana , hehehe , mila asiana large 15 à 30mn
Madagascar “Pays de mora-mora “ : Ireo vahiny izay avy nitsidika an’I M/car toa miteny an’io doly . Ny ankamaroan’ny Malagasy (Tantsaha 70% ) , mbola manaraka ny andro fady , andro tsy fiasana ……….-
…………….
PS : Mazava ho azy fa tsy ny Malagasy rehetra akory no voakasik’ireo fa fomba fijery ankapobeny fotsiny ihany
Bedabe ny mampirehareha fa saingy aleo aloha asiana inspiraka kely :p .
Mafana ny andro , programa grillade party eny amorondrano rahariva . Aiza ary ny hahitako azy .Raha tany Dago zao , natsaka kely tetsy avara-tsena d nilamina hahaha
mmmmmhhhhhhh
Mbola hitohy :), sa efa vita fa efa nihotra ny 80 mots :b:b:b
Blokeo io saka-mainty mitady ny ho lava-tongotra io
http://www.gamedesign.jp/flash/chatnoir/chatnoir.swf
essai impiry vo vita , zah indraipa hi!hi!hi!
Vendredi 13 : euros million e ,15 million ny tontona, loto spesialy e ,mihoatra ny 13 million ny mety ho azo , PMU e, …….ny karatra kikisana moa dia manginy fotsiny , nisy dia nandany volabe mitsy niloka fa oe andro tsara hono. Hozizy le namako izay « …njy ngaha tsy hanao euros million , ntsssss aleoko ividanana gato , glasy , sokola , mbola niampy nijery sonema hahaha, . Tsy hoe akory tsy mbola ary nanao loto sy ny forongony zah ( na izany ary aloha mahalalana be, indrepa isan-taona ngamba , hitako zah no tsy mety mahazo ) fa ilay finoana le oe vendredi 13 mitsy no tsy miady @ piesiko J. Nanontaniako moa ry izy mianakavy fa toa niala maina daolo , zah nefa sady voky no niala voly hehehe.
Nisy namako iray izay indray dia ny mifanohitra @ izay indray ny fandraisany ny zoma 13, andro ratsy mampidi-doza , mahavoa ny accident :roll : ……., na ny mitondra fiara ary dia tsy ataony fa dia niangavy ny nalaina sy naterina nandeha niasa , ouh la la . Tsy dia nampaninona ahy loatra aloha fa lalako ihany tsinona ilay izy fa dia mahagaga ahy fotsiny ilay ‘’finonoampona ‘’………
14 fevrier : Iza no tsy mahalala fa dia oe fetin’ny mpifankatia hono e. Mety tsara @ndry zareo mpivarotra moa ilay politika komersialy , nahazo aina ny bijoutier, fleuriste, magasin lingerie…….sy bdb tsy votanisa . Tsy d hitako aloha izay maharatsy azy fa dia angaha dia tsy maintsy oe miandry ilay 14 fevrier . Raha zah zao d tiko zah omena kado isan’andro hi!hi!hi! . Toy ny asabotsy tsotra ihany androany tamiko , ménage g/le , courses , piscine , tsy tadidiko akory ary oe St Valentin raha tsy le namako niantso oe “ Désolé fa tsy afaka zah androany fa handeha hamonjy St Valentin zahay “ grrrrrr , manimba programa efa vita iray volana mialoha tssssss, :evil: …….dia naleoko nirediredy teto @ blogy refa tsy nivoka ihany hahahaAnkalazaina ny fetin’ny mpifankatia fa dia tena nifankatia tokoa izy roa kely ireto kah, vo 13 sy 15 taona d efa papa sy maman sahady . Lery ary to mbola miandry argent de poche hi!hi!hi! Zah 13 taona zany tadidiko fa mbola nitsipona vatokely d manao tso-bato
« | Jolay 2022 | » | ||||
---|---|---|---|---|---|---|
Ah | At | Ta | Ar | Ak | Zo | As |
1 | 2 | |||||
3 | 4 | 5 | 6 | 7 | 8 | 9 |
10 | 11 | 12 | 13 | 14 | 15 | 16 |
17 | 18 | 19 | 20 | 21 | 22 | 23 |
24 | 25 | 26 | 27 | 28 | 29 | 30 |
31 |