« Valin-tagy | Main | Dada malala »
Zany ka hira Gasy sy ny dihy Gasy izay mbola mampiavaka antsika Malagasy
"......Tsy atakaloko an'iza na iza ny reniko na ho ela na ho haingana .......
Izy no nahitana masoandro ,
Izy no niakin-drindrina irery ,
Izy no nisotro rano tsy tiana........."
Atolotra ho an'ny Reny rehetra
misaotra e !
gasy ka tsara an!
Iny kosa mba mitombona ry kiala-Pitou.
Fa mbola misy fa saingy.
Sitlo , elah mitsy no tsy mahazo resaka hahaha, ka hozizy le maitre du jeu oe azo atao koa anie ny manakiana e :b:b:b
"nisotro ny rano tsy tiana"
in ary zany letia ee 8)8)
Nisotro rano tsy tiana :
Na mamy na mangidy ny fiainana dia hekena, izany angambany no dikany sa ?
Mahafinaritra ny hira sy dihy gasy :-).
| « | Desambra 2009 | » | ||||
|---|---|---|---|---|---|---|
| Ah | At | Ta | Ar | Ak | Zo | As |
| 1 | 2 | 3 | 4 | 5 | ||
| 6 | 7 | 8 | 9 | 10 | 11 | 12 |
| 13 | 14 | 15 | 16 | 17 | 18 | 19 |
| 20 | 21 | 22 | 23 | 24 | 25 | 26 |
| 27 | 28 | 29 | 30 | 31 | ||