« Pub hi!hi!hi! | Main | Fitiavan'i Neny »
Atomboko @ zavatra tsy d tiako loatra :
Vita Gasy : ny asa-tanana Malagasy , tsara dia tsara fa saingy matetika izy ireny tsy voakaly , tsy mateza , maika ny hahavita fotsiny nefa anie dia manan-talenta isika Malagasy e, mila hitovy @ oe vita sinoa :p.(Misy ihany koa anefa ny tena mampirehareha oe zany ka asa-tanana Malagasy an
Ny fotoan-gasy hahaha : raha @ 2 ny fotoana , hehehe , mila asiana large 15 à 30mn
Madagascar “Pays de mora-mora “ : Ireo vahiny izay avy nitsidika an’I M/car toa miteny an’io doly . Ny ankamaroan’ny Malagasy (Tantsaha 70% ) , mbola manaraka ny andro fady , andro tsy fiasana ……….-
…………….
PS : Mazava ho azy fa tsy ny Malagasy rehetra akory no voakasik’ireo fa fomba fijery ankapobeny fotsiny ihany
Bedabe ny mampirehareha fa saingy aleo aloha asiana inspiraka kely :p .
Mafana ny andro , programa grillade party eny amorondrano rahariva . Aiza ary ny hahitako azy .Raha tany Dago zao , natsaka kely tetsy avara-tsena d nilamina hahaha

mmmmmhhhhhhh
Mbola hitohy :), sa efa vita fa efa nihotra ny 80 mots :b:b:b
ilay fotoan-gasy sao dia mila maka marge adiny iray kosa ry pitou ?
:-P
Aza kianina fotsiny izy fa ampianaro! Ny fianankaviantsika aloha no miatomboka dia avy eo ny iray fokontany de miafara @ firenena!
mahereza mamianatra f'aza mora kivy!
"academic prostitute" ozy ny vazah... io ny mahazo ny gasy... tsy misy matihanina @ zavatra iray izany fa hahay kely doly io retraretra io...
dia manana zavatra ihany fa tsy mba manana zavatra tsara izany... koi que misy kiraro gasy milay be kosa an ;-)
miandry an'le tena mirehareha fa malagasy ary ee
:P
Ikalamako, tara adiny iray zany kosa , marina mafy raha mbo misy mahandry surtout oe rdv -na mpisipa , vo tara 10mn d efa lasa mody sady mivonto fo ihany @ io hahaha
Tafohasina , sotsa @ le torohevitra fa saingy oe ny tsirairay aloha mila miezaka sy vonona hanova ilay toe-tsaina dia manaraka ho azy ny retrarretra sinon ohatra ny rano atondraka ao andamosin’ny ganagana ihany :p
Simp, tsy nahita bex leisy omaly d mbola tsisy insipiraka ;-)
tsy aaaaaaazoko mihitsy
Ka ahoana hoy ny hiran'i Poopy "ginagina tsy nahita teo ?"
Ka izay tara adiny iray izay no tena mahafotoan-gasy azy fa amin'ny vazaha ny 15 mn mbola tsy tara izany fa mbola ataony anatin'ny compte-n'ny traffic ohatra, mbola tsy mikredy izy. Fa ny antsika tena adiny iray be zao foana, zay no maha fotoan-gasy azy - lololll
Ka io lay hoe "tsy taitra tsy maika nefa tsy tara" mdrrr
Na ny ohabolana gasy aza toa mampandeha mora izany daholo ny zavatra am-pianariny.
Jereo fotsiny "maimaika toa boka hanam-bady" => za ndray aloha tsy hanaiky hatao hoe boka izany dia alaiko mora ny ahy hihihi! Sady mba stressé koa @zay e!
Ka io lay hoe "tsy taitra tsy maika nefa tsy tara" mdrrr
Na ny ohabolana gasy aza toa mampandeha mora izany daholo ny zavatra am-pianariny.
Jereo fotsiny "maimaika toa boka hanam-bady" => za ndray aloha tsy hanaiky hatao hoe boka izany dia alaiko mora ny ahy hihihi! Sady mba tsy stressé koa @zay e!
| « | Desambra 2009 | » | ||||
|---|---|---|---|---|---|---|
| Ah | At | Ta | Ar | Ak | Zo | As |
| 1 | 2 | 3 | 4 | 5 | ||
| 6 | 7 | 8 | 9 | 10 | 11 | 12 |
| 13 | 14 | 15 | 16 | 17 | 18 | 19 |
| 20 | 21 | 22 | 23 | 24 | 25 | 26 |
| 27 | 28 | 29 | 30 | 31 | ||