« Daty tsisy dikany (hevitro manokana :p) | Main | Pub hi!hi!hi! »
Blokeo io saka-mainty mitady ny ho lava-tongotra io ![]()
http://www.gamedesign.jp/flash/chatnoir/chatnoir.swf
essai impiry vo vita , zah indraipa hi!hi!hi!
systeme jeu de faritany ilay izy!
io otran'ny jeu de faritany... aelanelana case iray dia manana espace 1 hietsehana aloha dia mbola afaka mi-block ihany avy eo...
in-5 nanandrana vao nety... fa haiko kosa dia saika voako foana @ zay...
maty elah ry saka... coup de gueule a ikalamako :b:b:b
Sitl : ary elah tsy nilalao fa nijery fotsiny :p
Simp : resiko elah
hehehe :b:b:b
Kdaom : lol ,io efa nomen'i Simp io ny soupapa.....
Sakan'i Ikalamako io :)
Mampme be ilay hoe sakan'i Ikalamako io !!!! Adikao teny frantsay anie e ! (sakavavy an ;))
Nanao aho kouuuuuuuuuu!
| « | Desambra 2009 | » | ||||
|---|---|---|---|---|---|---|
| Ah | At | Ta | Ar | Ak | Zo | As |
| 1 | 2 | 3 | 4 | 5 | ||
| 6 | 7 | 8 | 9 | 10 | 11 | 12 |
| 13 | 14 | 15 | 16 | 17 | 18 | 19 |
| 20 | 21 | 22 | 23 | 24 | 25 | 26 |
| 27 | 28 | 29 | 30 | 31 | ||