Kay moa zah manana blaogy , naika adinoko :p
22 juillet 83 / 22 juillet 08 : 25 taona lasa izay ……NENY !!!
22 mai 08 / 22 juillet 08 : 2 volana izay , ……..MAMAN !!! Afeninay anaty tsiky ny alahelo
Afeninay anaty kalo ny tomany
Ka ekenay ampitiavana
Ny fandaharan’ AndriamanitraTsy ho faty mandrakariva ao am-ponay ny fahatsiarovana anareo
‘’ …l’Amour d’une maman vaut mieux que tout l’or du monde …’’