Miarahaba ny mpitoraka blaogy sy ny mpamaky rehetra 
wééééé,ela ny ela vita ihany ilay blaogy. Efa herintaona izay zah no oe hanokatra azy ity, raha tsy voatagy tsy vita mihitsy hi!hi!hi!. Raha tsy i Lap koa moa ve mahita ze mi-tagy olona tsy manana blaogy tssssss
sekiré fito v d mba ho aiza , oe o ry sakaiza :
1 - Pitou irery angamba no mbola tsy nahita le film oe " Titanic " , aza himehezana eeeee
2 -Ny telé-realité tena mba tiko syhitako h@ voloany ka h@ farany , ary tsy tara mitsy zah fa vo manomboka d efa maka plasy le oe " Mon incroyable fiancé "
3 -Efa hatramin'ny mbola kely hatramin'izao mbola mahafinaritra anah fona ny manao le jeux " Mario Bros "
4 -In-3 misakafo ohatra ny olona rehetra ihany zah fa saingy @ 11 ora maraina , @ 5 ora atoandro, @11 hariva . Indraindray adino le misakafo @ 11 alina io refa variana mamaky blaogy lol ( tsy dia tena ora fixe be akory fa flexible +/- ora iray )
5-Ny mipasoka ny asa tena tsy tiako indrindra
, surtout raha be flirony izay le akanjo ,asa mety hisy masinina mpipasoka ve atsy ho atsy lol
6 - A l'aise tsara zah refa jean no anaovako
7 -Mbola tsy nanana ireny famataranandro @ tanana ireny hatramin'izay (ny t@ mbola kely no tsy tadidiko hi!hi!hi!)
Voatagy daholo androany lisany mpilalao eseky ireo , na tsy mbola manana blaogy ary , iza irery no ho tratra eto: Hery efa voatagy fa re-tagy mbola tsy nivoka le sekiré , Onjah sy Mandrak , mba mandalova aty @ blaogy lisany fa%
weeeh, tonga soa i pitou dia faly mahafantatra anao ny tsy mbola nahita Titanic (mety misy tapany kely 10mn isaky ny mitopy maso angamba raha lava indrindra, fa efa hay le tantara dia tsy koi).
Ary akaman-drizareo tara fotoana foana ve ianao izany ?
Dia tsara ilay hevitra hoe retagevana i sefo amin'izay sekrè 14 no andrasana, lol
Misaotra e !
Ikalamako, fa saingy oe zah tsy taralava ohatra andry zareo lol
Ary tsy mety hitako mitsy oe nankaiza ny tohin'ilay lahatsoratra aloha e :rool:
soa fa efa le rambony kely no tapaka :p,
Zah mihomehy @ lé secré n° 1 koa. Sambatra ianao. Zah nijery fa leo be adiny 3 be zao ve, raha toa moa ka ... asiana lalàna hoe ny sarimihetsika indraimiseho tsy azo atao mihoatra ny 90minitra?
:b:b
Arahabaina kloo nahazo blaogy e.
Fa le tsy manana famantaranandro indray hono no tsy tara mihitsy ...
Danz koa le ora fisakafoanana an : 11, 17, 23. Ny oran'ny gouter koa zao : 13 sy 19 e ?
bjr njy !
Arahabaina tonga soa e !
njaso amizay kloo hamaky sekire fa maika hiarahaba fotsiny teo lol
1 - Tsy maty antoka na dia tsy mbola nahita titanic aza ka, hi hi.
le ora fisakafoanana koa ny ahy matetika (fa miova ihany njainjay) midi (breakfast) - 18 h (lunch/brunch) - 1AM ny sakafo hariva, hi hi.
keeeeeeeeee zao vao hitako nefa hoe za no hi-coms pre ato tssssssssss
titanic lesy le hoe ladies movies an, mibahana tele sy mampitomany ny sasany fotsiny fa tsy hita zay tena mafinaritra ao :)
mba hazavao kely hoe le Mario Bros? sa tonga d articla manokana mintsy zay :P
blaogin'i mandrak:
http://mandrak007.skyrock.com/
DotMG , ...na farafaharatsiny asiana partie I/II raha lava loatra
adin'ny 3 be izao kay iny film iny
Lap , ny gouter tsy fixe ka, atao feno sokola fotsiny ao anaty kitapo lol
zah mahay mijery ora manarak masoandro :b:b
Pissoa, milay b le oe efa alina b mbola mikaly fona e
:-* njy
Simp, elah wa tara lava ,:b:b
Google lesy sady tonga d afaka milalao elah avy eo :p
sotsa t@ le rohy:)
simp : inn ary ity "keeee" ity. Sekire fahafiry ao aminao io taralava io no mbola hahagaga anao indray !!!
pitou > teneno nge i nikopol fa hoe sipa tia sokola njy e :-P
ikalamako > :-D
Mbola hisy ny contre-tag e :-)
dé ny sasany efa mi-squatte commentaires be , hotran'ireny critiques de cinéma ireny efa vonona ny charts sy ny notation 1) -120pts : titanic v? tss.....
2) +360 pts : aty aminay ny concours de danse no tena manja be, mandresy lavitra ny amercian idol
3)lé mario galaxie @ lé wii v? (tratra eto be lé fan de jeux video....)
bon zay alo fa zà makony miverimberina foana (ry pissoa sy simp efa leo be aza..)
Bonne continuation fa milay be lé introduction!
ary lasa tsisy point, tsisy virgule , tsisy à la ligne njay le coms-ko
manondrana mitsy ity blaogi-ko ity re olona e hi!hi!hi!
| « | Septambra 2011 | » | ||||
|---|---|---|---|---|---|---|
| Ah | At | Ta | Ar | Ak | Zo | As |
| 1 | 2 | 3 | ||||
| 4 | 5 | 6 | 7 | 8 | 9 | 10 |
| 11 | 12 | 13 | 14 | 15 | 16 | 17 |
| 18 | 19 | 20 | 21 | 22 | 23 | 24 |
| 25 | 26 | 27 | 28 | 29 | 30 | |