"..........Ry rivotra ambadiky ny ala
mba any ve dada malala
lazalazao re fa manina azy aho izao......."
Zany ka hira Gasy sy ny dihy Gasy izay mbola mampiavaka antsika Malagasy
"......Tsy atakaloko an'iza na iza ny reniko na ho ela na ho haingana .......
Izy no nahitana masoandro ,
Izy no niakin-drindrina irery ,
Izy no nisotro rano tsy tiana........."
Atolotra ho an'ny Reny rehetra
| « | Desambra 2009 | » | ||||
|---|---|---|---|---|---|---|
| Ah | At | Ta | Ar | Ak | Zo | As |
| 1 | 2 | 3 | 4 | 5 | ||
| 6 | 7 | 8 | 9 | 10 | 11 | 12 |
| 13 | 14 | 15 | 16 | 17 | 18 | 19 |
| 20 | 21 | 22 | 23 | 24 | 25 | 26 |
| 27 | 28 | 29 | 30 | 31 | ||