
Atomboko @ zavatra tsy d tiako loatra :
Vita Gasy : ny asa-tanana Malagasy , tsara dia tsara fa saingy matetika izy ireny tsy voakaly , tsy mateza , maika ny hahavita fotsiny nefa anie dia manan-talenta isika Malagasy e, mila hitovy @ oe vita sinoa :p.(Misy ihany koa anefa ny tena mampirehareha oe zany ka asa-tanana Malagasy an
Ny fotoan-gasy hahaha : raha @ 2 ny fotoana , hehehe , mila asiana large 15 à 30mn
Madagascar “Pays de mora-mora “ : Ireo vahiny izay avy nitsidika an’I M/car toa miteny an’io doly . Ny ankamaroan’ny Malagasy (Tantsaha 70% ) , mbola manaraka ny andro fady , andro tsy fiasana ……….-
…………….
PS : Mazava ho azy fa tsy ny Malagasy rehetra akory no voakasik’ireo fa fomba fijery ankapobeny fotsiny ihany
Bedabe ny mampirehareha fa saingy aleo aloha asiana inspiraka kely :p .
Mafana ny andro , programa grillade party eny amorondrano rahariva . Aiza ary ny hahitako azy .Raha tany Dago zao , natsaka kely tetsy avara-tsena d nilamina hahaha

mmmmmhhhhhhh
Mbola hitohy :), sa efa vita fa efa nihotra ny 80 mots :b:b:b
Blokeo io saka-mainty mitady ny ho lava-tongotra io ![]()
http://www.gamedesign.jp/flash/chatnoir/chatnoir.swf
essai impiry vo vita , zah indraipa hi!hi!hi!
Vendredi 13 : euros million e ,15 million ny tontona, loto spesialy e ,mihoatra ny 13 million ny mety ho azo , PMU e, …….ny karatra kikisana moa dia manginy fotsiny , nisy dia nandany volabe mitsy niloka fa oe andro tsara hono. Hozizy le namako izay « …njy ngaha tsy hanao euros million , ntsssss aleoko ividanana gato , glasy , sokola , mbola niampy nijery sonema hahaha, . Tsy hoe akory tsy mbola ary nanao loto sy ny forongony zah ( na izany ary aloha mahalalana be, indrepa isan-taona ngamba , hitako zah no tsy mety mahazo
) fa ilay finoana le oe vendredi 13 mitsy no tsy miady @ piesiko J. Nanontaniako moa ry izy mianakavy fa toa niala maina daolo , zah nefa sady voky no niala voly hehehe.
Nisy namako iray izay indray dia ny mifanohitra @ izay indray ny fandraisany ny zoma 13, andro ratsy mampidi-doza , mahavoa ny accident :roll : ……., na ny mitondra fiara ary dia tsy ataony fa dia niangavy ny nalaina sy naterina nandeha niasa , ouh la la . Tsy dia nampaninona ahy loatra aloha fa lalako ihany tsinona ilay izy fa dia mahagaga ahy fotsiny ilay ‘’finonoampona ‘’………
14 fevrier : Iza no tsy mahalala fa dia oe fetin’ny mpifankatia hono e. Mety tsara @ndry zareo mpivarotra moa ilay politika komersialyAnkalazaina ny fetin’ny mpifankatia fa dia tena nifankatia tokoa izy roa kely ireto kah, vo 13 sy 15 taona d efa papa sy maman sahady . Lery ary to mbola miandry argent de poche hi!hi!hi! Zah 13 taona zany tadidiko fa mbola nitsipona vatokely d manao tso-bato ![]()
| « | Desambra 2009 | » | ||||
|---|---|---|---|---|---|---|
| Ah | At | Ta | Ar | Ak | Zo | As |
| 1 | 2 | 3 | 4 | 5 | ||
| 6 | 7 | 8 | 9 | 10 | 11 | 12 |
| 13 | 14 | 15 | 16 | 17 | 18 | 19 |
| 20 | 21 | 22 | 23 | 24 | 25 | 26 |
| 27 | 28 | 29 | 30 | 31 | ||