Pitou mi-blaogy

« Vavaka maraina | Main

Mosarena
2009/11/19,21:14
Tato ho ato dia tiako ho hanina be daholo ireto sakafo ireto nefa tsy hitako eny mpivarotra  p :

 

-Ramanonaka

 

-Mofogasy

 

-Koba voanjo   (le 1m be ireny mihitsy hahaha, misy ihany aty fa ilay @boaty kely  fa tsy mitovy ny tsirony sady tsy ampy ho hanina  lol

 

-Mangahazo maina atao tetika , le amidy eny amoron-dalana ireny ,(mbola misy manao v ireny izao ?)

 

-composés , nisy tena matsiro b sady bedabe le fangarony , nisy h@tsaramaso …sns  fa tsy d tadidiko oe aiza, teny Ambanidia angamba , tao @ pavillon tao kou,  miam miam , ampiana sakay kely hummmm

 

-lasopy sinoa,  tsok special tao @ Longo (Tamaga)

 

-Ron’akoho gasy teny @ lalana mankany Ivato iny  , ny akoho aty be jabora tsisy ilavana azy hahaha

 

-Bichique lena  afangaro @hena-kisoa na koa  anantsinah miaraka  @ henakisoa miam miam  

 

-Sakomanga , voasary ala miaraka @sira sy sakay…..paiso manta , goavy tsinah kayyyyy mitelindrora be zah

 

-Ny fihinanana maskita refa harivariva teny @plage , t@ zany mbola tsy d bex lotra fa fresh , fa @ zao efa bex illimitée an   hahaha

 

…..mbola bedabe…..fa ireo no tena hitako oe mitamberina amiko isan’andro oe aiza ary no hahitako an’ireo  ;  dia hozizy moa le nièce keliko izay oe “ inona ary no maha-tamana an’i tatie any fa tsy mody @ zay “, sady mampilendalenda ihany izy @ io no miteny oe mahita an’ireo isan’andro

 

Inona tokoa moa no maha-tamana ahy aty ? …..misy kah , misy bedabe kou …

 

Na izany na tsy izany , ny Tanàna nahalehibe tsy ho adino mandrakizay

 

Hevitra

Comment Icon

He ! Avy tamaga koa moa pitoussy io ? Oie ! Mahatsiarotsiaro any Longo koa hany za io,ny sakoa manga ,hatramin'ilay voana-voanio matavy beuh feno menaka varotana rehefa recre manoloana ny vavahadin'ny Stelle Maris aza halaleovana amin'izao !Aoka fontsiny !
Raha taty akaiky taty dia nanaterakao mofogasy fa io no maba ahiko ,ny ramanonaka no tsy mety tafa !.....
Mbola mahatsiaro ananambo tany Tamaga ve ? :-)
Dia mbola ampiako hoe mamangy amin'ny fahoriana sy halaleovana ve akia ? hihi !Aza manam-be ara moa !

Posted by: fahamarinana at 2009/11/20, 08:48
Comment Icon

ary pitoussy ty kay tena mpihodina be mht mahita ity karaza-kanina rht ity! alefako email angamba no mety fa tsy azonao hoanina anefa fa jerena fotsiny dia @ izay tg @ le fitenintsika we ny maso mijery tsy mitondra mody!!! lol

Miam miam tendakanina tssssss
ary ahn koa zany akoho be jabora izany e! ny anay aty ny akoho manao spaoro tsara mht ka mihongotra aby ny solonify rhf mihinana ny olon-debe

Posted by: news2dago at 2009/11/20, 09:01
Comment Icon

alaivo ilay jaboran'ny akoho dia ataovy karatou fa milay beuuhh, sady tonga dia iny menaka azo avy eo iny ihany no hanendasana azy alohan'ny hanasiavana légumes ! MIAMMM !

Posted by: Kdaombaramita at 2009/11/20, 10:23
Comment Icon

new2dago :hahahaa !tena sportif marina zany akoho any zany !Ary hanahirana ny vidina solonify atsy ho atsy !mahita raha lazaina foana !hihi

Posted by: fahamarinana at 2009/11/20, 11:18
Comment Icon

Miam miam :-)

Ilay compose misy tsaramaso io koa ankafiziko mihitsy aaaaaaaa

bizz

Posted by: pissoa at 2009/11/20, 13:24
Comment Icon

salut bogosy ;-)

Posted by: simp at 2009/11/20, 13:48
Comment Icon

tenda-kanina zany ra ol :)

Posted by: simp at 2009/11/20, 13:50
Comment Icon

le koba no tena reveko indrindra @ ireo :)

ary in le hoe sakomanga sy voasary ala?
tsara ve?

Posted by: simp at 2009/11/20, 13:51
Comment Icon

Faha,
Ie,lehibe tany d ho antitra any koa e lol.Mbola nisy an'le filaharana mofo akondro teo Ambolomadinika kou ngah adinonjy, mbola bilitika kely zah t@ zany fa tadidiko tsara :p. Ary sao d any akaikikaikinjy any ary zah no mipetraka sitrany ahay mbo mahazo mofogasy miam miam .Adinonjy le valopy miaraka @ famangina izay tsisy maharatsy azy @ fomba Malagasy hahaha

News2,
Aiza ny tany tsy tongan'i pitou raha vao resaka sakafo zany lol . Le mijery mamakely sy dadakely d ekeko ilay jerem-potsiny hihi fa raha kaly zany lesy tonga d alefa colis , laniko fona io na efa masisosiso ary vo tonga aty lol

Kdaom,
mci, ho handramana refa mazoto

Pissoa,
Bienvenue dans le club.
Ary njy elab tsy hita an
biz

Simp,
Fruits markivy lesy reo a,spécialité ny vehivavy, hihi, hohanina miaraka @ sira sy sakay , le sakoa aloha to mety masaka ihany d somary mamimamy izay ......hita mihitsy elah oe lehilahy tsy mahay an'ireo . Conseil : à gouter :b :b :b

Posted by: pitou at 2009/11/20, 17:31
Comment Icon

Raha ao Paris dia jereo fa misy sombiny amin'ireo ao amin'ny bazarbe.com

Posted by: Hery at 2009/11/20, 22:22
Comment Icon

Hery,
tsy any zah ka , efa hita aloha zany ny trace aleha refa ao Paris hehehe

Posted by: pitou at 2009/11/21, 23:02
Comment Icon

pitoussy:alefako an'eritreritra ve zany ? Akaiky paris aho saingy njy lavitra kay !
Mbola hierina any akia aho,hilahatra mofoakondro ao bazar be a! :-)

Posted by: fahamarinana at 2009/11/22, 09:35
Comment Icon

To niova horera be le sary tsara tarehy kely teo! fa nisy inona nisy namosavy ve?

Posted by: news2dago at 2009/11/23, 06:53
Comment Icon

mody ataovy hoe tsara ny N2D ah. Asio diplaomasia moa e. :-)

Posted by: Ra-Zan-Bolida at 2009/11/23, 18:25
Comment Icon

Zany hono lesy ry News2 a , mbo asio diplomasia d tsy mivadika horera lol

Ra-Zan-Bolida,
hahaha

Posted by: pitou at 2009/11/24, 11:32
 
Atolotry ny Blaogy.com sy Lifetype