Pitou mi-blaogy

« zzzzzzzzzz2 | Main | Mosarena »

Vavaka maraina
2009/09/27,16:51

Prière du matin

Hevitra

Comment Icon

De kamovavy mihitsy ndry zany an ! :)

Posted by: Kdaombaramita at 2009/09/27, 18:30
Comment Icon

Kdaomb,
hahaha, aza omena tsiny e, vo vita vakansy d mbola manonofy le vo mifoha tonga d tora-pasika sy ranomasim-be no hita oh la la :p, izao vo miditra birao lasa an-tonta-ttasy miavosa bdb no miandry :)
naleo aloha arahimbavaka kely fa tsy tafa mitsy hahaha

fa njainjy ihany zah vo kamovavy an :p

Posted by: pitou at 2009/09/27, 21:09
Comment Icon

"naleo aloha arahimbavaka kely fa tsy tafa mitsy hahaha" ---> ka raha io no vavaka nataon-dry dia vao maika hiavosa ny ttsy ambony birao knou ! Danger ! Mandehana jereo ny bannière-ko dia hitohy kely ny nofindry tany ami'ny vakansy tany, hi hi hi !

Posted by: Kdaombaramita at 2009/09/28, 06:08
Comment Icon

Kdaomb,

Efa hitako mitsy io, isa-maraina nge zah ny blaogy njy no jereko sady mivavaka ihany zah no mandinika io ranomasina manonja io e :), milay b. Za mbo omeo sopapa manamboatra oh an'io.

Posted by: pitou at 2009/09/28, 19:57
Comment Icon

Inona no tena tianjy atao anefa ? raha sary dia mitady izay tianjy dia omeko anjy amin'ny mail ny sopapa, alefaso amin'ny mail-ko ny sary tianjy ! Tokony hifanojo amin'ny internet tsika 2 anefany.

Posted by: Kdaombaramita at 2009/09/29, 05:16
Comment Icon

Inty koa jereo fa mitovy ny an'ny an'i Tokinao ny template anjy raha tsy diso aho :

http://tokinao.blaogy.com/post/78/5274?searchTerms=%43%53%53%20

Posted by: Kdaombaramita at 2009/09/29, 05:25
Comment Icon

Kdaomb,

tsy haiko ny mail njy fa efa nandefasako hafatra njy ao @ namana serasera

Posted by: pitou at 2009/09/29, 13:25
Comment Icon

De kamovavy mihitsy ndry zany an ! :)

Posted by: simp at 2009/09/29, 22:17
Comment Icon

Simp,

za hirara :b:b:b, ho hitan'lah nge fa tsy ho kamovavy tsony zah ato ho ato e :p

Posted by: pitou at 2009/09/30, 11:48
Comment Icon

adino kely ,

za ary io izao efa mitana ny laharana faharoa @ blaogy mavitrika kou hahaha du jamais vu hahaha, tu vois la preuve :b:b:b

Posted by: pitou at 2009/09/30, 11:54
Comment Icon

lol
ary bogosy be ny avatar an
tse tse :P

Posted by: simp at 2009/09/30, 21:48
Comment Icon xiuxpbys

lgbqmojk zkqheaji http://nkeqpusx.com vdpwutaj eqjxjpic [URL=http://ghxxiobz.com]bniwfitz[/URL]

Posted by: xiuxpbys at 2009/10/11, 06:25
 
Atolotry ny Blaogy.com sy Lifetype