Pitou mi-blaogy

« Fitiavan'i Neny | Main | Vavaka maraina »

zzzzzzzzzz2
2009/08/19,21:45
hahaha my personality 
Click to view my Personality Profile page
haiko fa mbola misy tagy iray tsy vita any ho any fa zah hirara :b:b:b

Hevitra

Comment Icon

Mahaliana ikala-pitoussy izany.

Tena somary inverse amin'ilay ahy mihitsy.

Posted by: sitlo at 2009/08/20, 05:28
Comment Icon

Persuader iiiiii

hi hi hi

Posted by: pissoa at 2009/08/20, 09:08
Comment Icon

hu hu hu
40% fotsiny ony ny bodily/kinesthetic tsssssssssss

ny fahasoavan'A/tra zany 60% :roll:
I understand hahaha

:b:b:b

Posted by: simp at 2009/08/20, 14:11
Comment Icon

Sitlo , ‘zao v toi vo mahatsapa oe mahaliana i kala pitou hahaha
Pissoa, njy tsy mahazo mimémé :-*
Simp, k’efa oe mianjy valim-bavaka sisa wa :p. Raha hendry izao elah d ny rakitra no ataovy bdb fa henjana b vo ho azo le fahasoavan’A/tra, hahaha

Posted by: pitou at 2009/08/21, 22:39
 
Atolotry ny Blaogy.com sy Lifetype